Salamo faha-37

Ny Salamo faha-37 na Salamo 37 dia salamo ao amin' ny Bokin' ny Salamo, ao amin' ny Baiboly. Tafiditra ao amin' ny fizaràna atao hoe "boky voalohany" (Sal. 1 - 41) ity salamo ity izay mizara ho andininy fito.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne