Ny sambondranitra dia fiaramanidina ahafahana mandeha any amin' ny habakabaka. Sahala amin' ny fiaramanidina ny sambondanitra noho izy afaka miverina eto an-tany sahala amin' ny fiaramanidina tsotra.
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.