Tongotra

Tongotra

Ny tongotra dia rafitra anatômika hita amin' ny Vertebrata maro. Io no ampahany eny an-tendron' ny tantsam-batana ambany izay mitondra vesatra sy ahafahana mandehandeha. Amin' ny biby maro misy tongotra, ny tongotra dia taova misaraka amin' ny ranjo, izay misy singa na taolana iray na maromaro, amin' ny ankapobeny ahitna hoho.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne