New Zealand ((en)) | |||||
Aotearoa mi | |||||
Novely Zelandy Zelandy Vao ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : « God Defend New Zealand »[1] | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | fiteny anglisy fiteny maori | ||||
Renivohitra | Wellington 41°17′S 174°27′E / 41.283°S 174.450°E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Auckland | ||||
Fitondrana sy governemanta - {{{titres_dirigeants}}} |
Fanjakana entim-panjaka {{{noms_dirigeants}}} | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 74 268 680 km² 1,6 % | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2013) - hakitroka |
faha 120 4 470 800[2] mpo. 16.6 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Neozelandey | ||||
IDH (2012) | (mitombo) 0,907[3] (ambony be) faha-6 | ||||
Sandam-bola | dôlara neozelandey (NZD )
| ||||
Faritr'ora | UTC + 12 (fahavaratra + 13) | ||||
Hiram-pirenena | ''Ho arovan'Andriamanitr anie i Novely Zelandy | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+64
|
I Zelandy Vaovao dia firenena ao Ôseania. Io firenena io dia tamba-nosy ahitana nosy roa lehibe (Nosy Avaratra sy ny Nosy Atsimo) ary koa nosy madinika maromaro. Izy io dia voalahatra ho firenena faha-8 finaritra indrindra eto amin' izao tontolo izao. Ny renivohiny dia iWellington. Ny fiteny anglisy sy ny fiteny maôry no fiteny ofisialy. Mety ho soratana hoe Novely Zelandy izy; amin' ny teny anglisy: New Zealand, amin' ny teny maôry Aotearoa.